Teny iditra bibin' andriana
Singan-teny biby ; andriana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo olo-mainty vavy tsara tarehy nalain' ny andriana fahiny ho vady taindranony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01