Teny iditra bibiolona
Singan-teny biby ; olona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby miendrik' olona na biby ninoana ho nidiran' ny ambiroan' olona efa maty [1.1]
Ohatra 
1Mbola niseho nampitahotra ahy teny indray ilay bibiolona mahatsiravina. [2.895]
2Tsy songomby na bibiolona velively izy ireny araka ny filazan'ny olona. [2.117]
Kamban-teny 
Mpanahaka  biby olona ~ bibin' olona ~ olona biby

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17