Teny iditra biby fady (biby, fady)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy biby noheverin' ny foko sasany ho razany na nanao soa ny razany ka tsy azo novonoina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31