Teny iditra biby fiompy
Singan-teny biby ; fiompy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Animaux domestiques [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra biby manompo

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25