Teny iditra bie
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. billet] Tapakila vidin' ny saran-dalana amin' ny fiara na ny saran-toerana amin' ny lanonana misy vidimpidirana; karatra [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: billet.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31