Teny iditra -bihy
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vihy
Kamban-teny 

Teny iditra bihy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nomena ny zaza izay nateraky ny olona nampoizina tsy hiteraka intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06