Teny iditra bikana (bika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsara bika: Bikana aoka izany iny tovovavy iny ka betsaka ny tovolahy no miherika manana-maso azy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy well formed, of a good figure. [Richardson 1885]
 well-formed [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay de belle forme [Hallanger 1974]
Mpitovy hevitra bako

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31