Teny iditra biko
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Betsileo] Enti-milaza karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety mifaingoka kely izy io, mety koa nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loba, nefa koa misy tandroka efa biko vita-Nanahary [Rajemisa 1985]
   [Sakalava] karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety ho voa-Janahary ny bikany, mety ho nafaingoka kely, mety koa ho nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loha [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   bancal, tordu [SLP: Voambolana]
Fitovian-keviteny   bikoa
Fifanahafana   Bikan'ny tandrok'omby
Sary  

Teny iditra biko
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] mandringa [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06