Teny iditra bilabila (bila)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy mahitsy mitapatapaka, toy ny tsipika ahitana ny tselatra eny amin' ny habakabaka na ny sarin' ny tongotr' olona iray bingo mihazakazaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy irregularity, crookedness, tortuousness [Richardson 1885]
Famaritana frantsay (duplicatif fréquentatif, plus usité) [Abinal 1888]
Sampanteny 

2015/03/13