Teny iditra bilady
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] tany, faritany, firenena [Rakotosaona 1972]

Teny iditra bilady
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny enti-milaza ny trano itoerana sy ny tany onenana, ny harena sy ny fitohizan' ny fianakaviana na foko amin' izay soa na tombontsoa efa ananany: Isika mianakavy: tsy ho vaky bilady amin' izay nentin' ny ray aman-dreny na ny razana [Rajemisa 1985]

2010/05/06