Teny iditra bilaotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanamainan-tsoratra, biovara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a blot. [Eng. Blot.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay papier buvard [Abinal 1888]
Ny fihaviany Anglisy: blot.

Teny iditra bilaotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fihatahana, fihodivirana kely
¶ hadisoana kely [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay peccadille, écart [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/05/23