Teny iditra bilogoma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [angl. blue-gum] Anarana iantsoana ny hazo kininina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de l'anglais « blue-gum ») Eucalyptus globulus Labill. (Myrtaceae). Comme biligoma. Cette espèce est relativement peu commune à Madagascar où d'autres Eucalyptus sont cultivés en grand (voir kininina). [1.196]
Anarana siantifika Eucalyptus globulus
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: blue-gum.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31