Teny iditra binaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy milaza fivontosana, fibontsinana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay enflure, tumeur [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra bina ~ binabina ~ binabinaka

Teny iditra bika (baka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy atao mihataka toy ny tarehintsoratra V (tandrok' omby) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
binaka
binako
binakao
binany
binatsika
binakay
binakareo
binak'
bina-
nobinaka
nobinako
nobinakao
nobinany
nobinatsika
nobinakay
nobinakareo
nobinak'
nobina-
hobinaka
hobinako
hobinakao
hobinany
hobinatsika
hobinakay
hobinakareo
hobinak'
hobina-

2015/12/31