Teny iditra | binanga (banga) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voabanga, bangaina, simahana: Nahoana no nobinanganao ny tsofako [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Passive of banga with infix [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | édenté, ébréché [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voabanga | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |