Teny iditra bineda (beda)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voabeda, bedaina, fihinina amin' ny sandry: Ho nobinedan' ny fahavalo aho raha tratrany tao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy passive of beda with infix. [Richardson 1885]
Endriteny 
bineda
binedako
binedanao
binedany
binedantsika
binedanay
binedanareo
binedan'
binedan-
binedam-
nobineda
nobinedako
nobinedanao
nobinedany
nobinedantsika
nobinedanay
nobinedanareo
nobinedan'
nobinedan-
nobinedam-
hobineda
hobinedako
hobinedanao
hobinedany
hobinedantsika
hobinedanay
hobinedanareo
hobinedan'
hobinedan-
hobinedam-

2010/05/04