Teny iditra biririoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanenon-javatra toa misiaka mandalo mafy, toy ny an' ny karavasy, baba miserana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a whiz, a buzz [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   sifflement des projectiles, de la cravache, etc. [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   bisisioka ~ bizizioka
Fifanahafana   rimorimo [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/24