Teny iditra bisa
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fandikana anglisy same as BITRA. [Richardson 1885]

Teny iditra bisa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] vay tsy mety sitrana, talenta ratsy [Rakotosaona 1975]

Teny iditra bisa
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Tankarana] impureté contractée en touchant un mort. (tòhina). [David 1952 (takila B)]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31