Teny iditra bisikoy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. biscuit] Mofokely efa-joro na boribory vita amin' ny nonono sy dibera [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: biscuit.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31