Teny iditra | bita > vita | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job) [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire) [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Zanakanarana | ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vita io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | tavy, tiva, vita |
Teny iditra | bita > bitaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitsinjahana noho ny hafaliana, [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A bound, a jump, a spring of the body made in giving expression to joy or exultation; a dance in warlike orations expressing defiance. [1.2] | |||||||||||||||
A leap, a jump [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bond de joie, gambade en signe de joie ou d’approbation [1.3] | |||||||||||||||
Bond, gambade [1.8] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bitaka io | |||||||||||||||
Teny iditra | bita > bitaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Kely [1.78] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | bitaka, tabaky, tabika, takiba |