Teny iditra bitaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsinjahana noho ny hafaliana, [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bound, a jump, a spring of the body made in giving expression to joy or exultation; a dance in warlike orations expressing defiance. [1.2]
 A leap, a jump [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bond de joie, gambade en signe de joie ou d’approbation [1.3]
 Bond, gambade [1.8]
Ohatra 
1Hoby sy bitaka va re no an' ny Ambanilanitra, izay nomeny voninahitra ka nolalovany toy izany. [2.649]
2Vatrany ny misambo-balala ho azy ka ahatsiahivany ny teniny miverimberina hoe:"raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka, ry ambolo matavy, azoko rahampitso. [2.470]
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra bitaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Kely [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31