Teny iditra bitsibitsika (bitsika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a whisper [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay (duplicatif) [Abinal 1888]
 chuchotement [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1Hatreo dia bitsibitsika foana no hifampiresahanay. [Andraina: I Vola, takila 54]
2Toa ho bitsibitsika indray ny resaka ifanaovana, isaky ny mandalo azy I Krisy sy Sera ary Rabako namany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 101]
Teny nalaina 

2015/04/09