Teny iditra boadaboada (boada)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny misafotofoto tsy hita laniny, miboredidredika [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   confusion of speech, irregularity, indistinctness, hurry of mind, indistinct utterances, medley, See boadaka, bada, bedy, boerika. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   confusion, galimatias [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   boada ~ boadaka ~ boadaboadaka

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/25