Teny iditra boaky
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] avy any, tonga [Rakotosaona 1972]
Tsipelina hafa  

Teny iditra boaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fiboiboika [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] jaillissement d'une source [Deschamps 1936]
Fitovian-keviteny   boaboaka

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/25