Teny iditra boaty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vata kely vita amin' ny hazo na baoritra na metaly: Boatin-dronono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A small carton, a tin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Petit carton, boîte [1.8]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: boîte.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31