Teny iditra boba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] betsaka, maro [Rakotosaona 1972]
   Mora vidy izaitsizy, ambany vidy aoka izany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Tankarana] nombreux, bon marché. [David 1952 (takila B)]
Ohatra  
1Boba ny voankazo [Rajemisa 1985]
2Varo-boba itỳ ny eto an-tsena fa hariva ny andro no avy ny orana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/25