Teny iditra bobo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Fotsy dia fotsy, fotsy botsiaka. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   white, chiefly applied to cattle and sheep; an albino. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   blanc. [Tankarana] [David 1952 (takila B)]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   Soratr'omby

Teny iditra bobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   vohoka, kibo, fivaviana, ny faritra fiterahan' ny vehivavy [Betsimisaraka] [Ravelojaona: Firaketana]
Dikanteny anglisy   the womb [Provincial] [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra bobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   erika madinika mitorajofo, mamovoka sady mifafy [Ravelojaona: Firaketana]
Voambolana  
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10