Teny iditra bodika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy enti-milaza zavatra misavorovoro, misavoritaka. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay embrouillement, confusion dans les paroles, pêle-mêle [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra bodika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] sangisangy, vazivazy [Rakotosaona 1972]

2017/05/25