Teny iditra bodo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Manao toe-jaza, toetr' ankizy, tsotra loatra; enti-milaza koa olona antitra miverina amin' ny fahazazana [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Teny iditra bodo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Zaza saina sy fihevitra: Zaza bodo tokoa ianao, ry Koto! izany avy ka tsy ho fantatra / Izay bodo adala iny ve hahalala hanao izany? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy infantile, childish, young, simple; in one's dotage. [Mal. Bodoh.] This word is frequently given to a female infant before it is designated by a chosen name, and is sometimes retained as a woman's name, or a prefix, as the name of the first Ranavalona, viz. Rabodonandrianampoinimerina. [Richardson 1885]
 infantile, simple-minded [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay enfantin, simple [Hallanger 1974]
Mpanahaka  bodokely

Teny iditra bodo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitanana, fitazonana zavatr' olona an-keriny ho an' ny tena. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2010/04/02