Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
bodoina
(
bodo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Alaina na tazonina an-keriny ho an' ny tena:
Bodoin' ny zanakao fotsiny ny kilalaon-janako
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
bodoina
, bodoiko, bodoinao, bodoiny, bodointsika, bodoinay, bodoinareo, bodoin', bodoin-, bodoim-, bodoi-
Ny lasa :
nobodoina, nobodoiko, nobodoinao, nobodoiny, nobodointsika, nobodoinay, nobodoinareo, nobodoin', nobodoin-, nobodoim-, nobodoi-
Ny hoavy :
hobodoina, hobodoiko, hobodoinao, hobodoiny, hobodointsika, hobodoinay, hobodoinareo, hobodoin', hobodoin-, hobodoim-, hobodoi-
Filaza mandidy :
bodoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20