Teny iditra bodokely
Singan-teny bodo ; kely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zazavavy tanora manambady lahiantitra [1.1]
Ohatra 
1Bodokely matavy ny toho! [2.69]
2Teny an-dalana izy dia nikaonty ny andro hahafa-tsaona azy, ka hampakarany bodokely, hono Vantany vao tonga tao an-trano izy, dia indro nisy olona haTahafa niandry azy teo alatrano. [2.895]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29