Teny iditra bodro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] ozona [Rakotosaona 1972]
   [Bara] ozona, ompa, fanarian-kavana [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   abodro

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01