Teny iditra bofona
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Dongadonga, botrabotra, botrefona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy chubby, plump, sturdy. Sometimes it is used as an appellative expressing fondness and familiarity, a child being addressed as Ibofona, or Rabofona. [Richardson 1885]

Teny iditra bofona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo mitsefotra tsy mitefoka, hetotra
Mitovy hevitra: bofotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy prov. For etotra. [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra bofotra

2012/10/31