Teny iditra bohihy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fikirizana hitana ny hevitry ny tena, di-doha tsy azo ahodina
¶ Dohika, bohika, tohika
¶ Fanaovana an-keriny, bohika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy obstinate, perverse, forward, self-willed, contumacious; bohika, and bohiko, also used. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2009/02/23