Teny iditra bohitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra na toerana vorivory mibontsina mivohon-tsotro
Mitovy hevitra: fivohitra ~ fivohom-pafana ~ fivohon-tsotro [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   convexité, protubérance [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra -bohitra
Sokajin-teny   bikan' ny teny vohitra
Ohatra  
1Sanganehana teo ivelam-bohitra aho. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 112]
2Isam-bohitra dia nisy vadintany sy loholona. [Fagereng: Tantara, takila 35]
Ny bikany  
-bohitra
-bohitro
-bohitrao
-bohiny
-bohitsika
-bohitray
-bohitrareo
-bohitr'
-bohi-
-bohitry

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/26