Teny iditra bohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanosehana ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa
¶ Fihetsika sy teny entina mampiseho hery amam-pireharehana
¶ Fitanana zavatr' olona amin-ditra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy an inflated and puffed up aspect, as that of a turkey cock; obstinacy, a swaggering appearance. [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra bohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy use only in the following: mibohy [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra bohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre. [David: Dialectes (takila B)]
  [Sakalava] Commiphora sp. (Buraseraceae). Arbre renflé, à bois blanc très mou ; impropre à la menuiserie ou à la charpente. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Commiphora sp.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31