Teny iditra bokaboka (boka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Misy mivontovonto kely na mivotrovotro: Toa bokaboka itỳ voankazo itỳ izany ka tsy tiako [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   insipid. (Prov.) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Merina] Se dit notamment des cannes à sucre mal venues, dont les noeuds sont trop rapprochés. Qualificatif également donné, de façon général, aux tiges très noueuses. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Teny nalaina  

Teny iditra bokaboka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tanosy] Marimaritra, tsy mafana tsy mangatsiaka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra bokaboka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   the small knots in thread or yarn badly spun. [Richardson 1885]

2017/12/07