Teny iditra bokaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ditin' akondro mora mirehitra raha vao maharay tselatr' afo avy amin' ny vato kapaika izay nampifampikasohina [Rajemisa 1985]
 vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro [SLP 1986]
Famaritana anglisy tinder made of fibres of the banana. (Prov.) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay amadou tiré du bananier [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra boka

Teny iditra bokaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] Pentopetia alba Jum. & H. Perrier (Apocynaceae). Décoction réputée tonique et collagogue. Administrée dans les maladies de foie. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Pentopetia alba

Teny iditra bokaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] butte de terre. [David 1952 (takila B)]

2017/12/07