Teny iditra bokala
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro, Taisaka, Tambahoaka] vomanga [Rakotosaona 1972]
   karazana hanin-kotrana [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   sweet potatoes. (Prov.) See batata, vomanga. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Taisaka] patate [Deschamps 1936]
Famaritana frantsay   patate douce [SLP: Voambolana]
   [Betsileo, Bara, Mahafaly] Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (Lam.) Poir.(Convolvulaceae). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Ipomoea batatas
Fifanahafana   bageda ~ batata ~ bele ~ mbizo ~ vomanga

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07