Teny iditra bokatraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny soratra vaventy mibakabaka na rary misy elanelany be, na rary na tenona be maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Large, used of the wick of a candle. [1.2]
Tovy hevitra bokatra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31