Teny iditra boko
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] the abdomen. See vohoka [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra boko
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] trano, toby, fierena [Rakotosaona 1972]

Teny iditra boko
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] bainga [Rakotosaona 1972]
 Zavatra boribory izay matetika hita eny amin' ny lohan-javatra: Ny bokon' ny haro fanin-tohatra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2011/03/25