Teny iditra |
bokotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A button. [Eng. Button.] [1.2]
|
| [French bouton] a button. [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [français bouton] bouton [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy.
[2.471]
|
2 | Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko.
[2.4]
|
3 | Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda.
[2.643]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Anglisy: button. Frantsay: bouton.
|
|