Teny iditra bola
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny enti-milaza vaingana boribory tanteraka [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay ballon, boule, sphère ...
¶ bola poakaty: sphère creuse
¶ bola feno: sphère pleine [SLP 1986]

Teny iditra bôla
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce de poisson de mer. [David 1952 (takila B)]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31