Teny iditra bolangina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Vaventy sady salama, dongadonga matavy: Tovolahy bolangina no hitan' ny masoko niditra ny varavarana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy plump, chubby, fat, sleek, well-conditioned. Used mostly of children. See dongadonga. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2012/10/31