Teny iditra boletaleta
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza olona fohy zenizeny vaventiventy ka miresaresa, tsy kinga rehefa mamindra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy short, dwarfish. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra boleta ~ boletaka

2009/02/23