Teny iditra bolila
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fibolisarana kely, fikororosiana amin' ny tany malama, saingy kelikely ihany
¶ filefana, fiporitsahana
Mitovy hevitra: bolaly ~ bolasitra ~ bolisatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an evasion, a stumble, a slip [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   glissage, écart [Abinal 1888]
Sampanteny  
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2016/04/03