Teny iditra bolobolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisaritahan' ny volo, na bozaka na fako misavoritaka
¶ Volomalemin' ny vorona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] a thicket, a dense vegetable growth of any kind, closeness, rankness. See boalahoala, lobolobo. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2009/02/23