Teny iditra boloko
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] Vongany [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   bolokony

Teny iditra boloko
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] sisan-tsakafo tahirizina ho amin'ny maraina manaraka [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] reste du repas du soir qu'on garde pour le lendemain [Deschamps 1936]

Teny iditra boloko (bolo)
Sokajin-teny   anarana bolo sy mpisolo

Teny iditra -boloko (volo)
Sokajin-teny   anarana volo sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/23