Teny iditra bolokony
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] Vongany [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   boloko

Teny iditra bolokoñy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] tsy mahatsiaro noana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] qui n'a pas d'appétit [Deschamps 1936]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01