Teny iditra boloky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaram-borona mitovy amin' ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra ny fitenin' ny olona [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a parrot; the generic name for the two species, Coracopsis nigra, L., and C vaza, Shaw. [Richardson 1885]
 the blue-grey Malagasy parrot [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay perroquet [Rajemisa: Vakoka]
 le perroquet malagasy [Hallanger 1974]
Voambolana 
Anarana siantifika Coracopsis nigra, Coracopsis vaza
Teny nalaina 

Teny iditra boloky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Gadra famaizana ny olon-dratsy fahizay, izay natao amin' ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy stocks, instruments of punishment, irons worn by criminals [Richardson 1885]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31