Teny iditra bonara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mosavy: misy bonara [Rakotosaona 1972]

Teny iditra bonara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] karazan-kazo fanao alokaloka sy aro-rivotra amin'ny voly kafe, [Rakotosaona 1972]
 Karazan-kazo an' ala maniry indrindra any amin' ny tanin' ny Sakalava izay mampiasa ny hodiny amin' ny fanaovana tombokavatsa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A tree which supplies a remedy for syphilitic tumours. Albizia lebbeck, Bth. The Sakalava use the bark in tatooing, and the scent of the flower is said to produce malarial fever. [French bois noir] [Richardson 1885]
  Albizia
¶  Cassia [Schatz: Flora]
Famaritana frantsay Bois-noir. Albizia lebbeck, Benth. [Abinal 1888]
  [Tankarana] espèce d'arbre, bois noir. [David 1952 (takila B)]
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka, Sakalava, Tsimihety] (du français « bois noir ») Albizia lebbeck Benth. (Fabaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Albizia lebbeck
Teny mitovy hevitra baonara
Mpanahaka  Albizia ~ Cassia
Teny nalaina 
Sary 

2019/08/17